Mitsikia! hoy Rado
Rédigé le Mar 17 Avr, 2007 17:45:15 
"Efa hatrany am-piandohana
Tsiro manam-piafarana"
No nazava taminao fa ny volana handalo
Ary hanintsana ny felany aorian'ny famololony
Ny lohataona koa hiato, ny valiha hitsaha-kalo
Ary toy izany koa ilay fitiavana natolony
Ary hanintsana ny felany aorian'ny famololony
Ny lohataona koa hiato, ny valiha hitsaha-kalo
Ary toy izany koa ilay fitiavana natolony
Tsiro manam-piafarana"
RADO (Georges Andriamanantena)
Reflections two and three
Rédigé le Sam 07 Avr, 2007 18:21:10 
"Rester c'est rater, partir c'est perdre"
"Le sourire est une beauté naturelle que chacun a en commun"
"Le sourire est une beauté naturelle que chacun a en commun"
1
feedback
RAFAHAFATESANA
Rédigé le Sam 24 Mar, 2007 18:03:23 
Papango manaloka tonga tsy andrasana
Misetra ny tsirin'ny fahavelomana
Mitango ny aina tsidihany ho lasana
Mametra ny tsyki, mamela fiononana
The Smile On Your Faces
Rédigé le Sam 03 Mar, 2007 13:14:04 
Mes cousines chéries et gâtées!

Y aura un article sur nous les gars...
Z'en faites pÔ !
Y aura un article sur nous les gars...
Z'en faites pÔ !

Thème
Rédigé le Jeu 15 Fév, 2007 10:20:09 
Pensez-vous que deux meilleurs amis qui tombent amoureux l'un de l'autre puissent s'entendre ?

Que leur relation puisse durer?
Que leur relation puisse durer?